Teny iditra | asavovoka (savovoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (vovoka) Aingaina, pololorina: Nasavovoky ny tadio ny vovoka teo an-tsena Avangongo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | asavovoka, voasavoka, voavasoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |