|
|
|
|

Teny iditra1  asehoy
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aseho [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] asehoy ahy hoe iny sary iny
4  [2.643#] asehoy ahy ho hitako, hoy izy.
5  [2.314#] asehoy ny mahasoa an' ilay dobo.
Fototeny  6  seho

Fivaditsoratra  7  asehoy, isehoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19