Teny iditra asehoy (seho)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aseho [fitanisana]
Ohatra 
1Asehoy ahy hoe iny sary iny [1.1]
2Asehoy ahy ho hitako, hoy izy. [2.643]
3Asehoy ny mahasoa an' ilay dobo. [2.314]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06