Teny iditra | asembana (sembana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Asakana, izay mahatonga ho voasakantsampona: Ho lasa ihany isika amin' ny alatsinainy raha tsy misy zavatra hasemban' ny fanahy ratsy ny diantsika [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |