|
|
|
|

Teny iditra1  asesy
Fototeny  2  sesy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Betsimisaraka] atao eo aloha
5  [1.1] Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin' izay ny hira, rankizy
Amidy tsirairay: Nasesiny dimampolo mihodidinany akohony rehetra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny asesy io

Fivaditsoratra  11  asesi, asesy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21