Teny iditra | 1 asisao |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asisa [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany |
Fototeny | 4 sisa |
Fivaditsoratra | 5 asasio, asasoy, asisao, asosay, isasao, isasoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |