|
|
|
|

Teny iditra1  asitrika
Fototeny  2  sitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany
Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko?
Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be plunged into something
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit; qu'on enfonce
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  aritsika, asitrika, sitrakay, takasiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21