Teny iditra | asobilatra (sobilatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao didy misompirana: Nahoana no nasobilatrao toy izao itỳ didy hena ka manjary tsy mitovy ny anjarantsika [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à faire aller obliquement [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | abolasitra, abolisatra, asobilatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |