Teny iditra | 1 asolotika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 solotika |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Atao misolotika, maloto: Nahoana no asolotika toy izao ny tarehin' i Koto? |
Fivaditsoratra | 9 aolotsika, asolotika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |