Teny iditra | 1 asondrotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 sondrotra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra ~ Asondroty ny feo Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin' ny taona ho avy Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin' ny firenena |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] à élever, à hausser, à augmenter, à promouvoir en dignité, à relever, à faire dépasser, à faire monter: Iva loatra io sary io ka tokony hasondrotra (Ce tableau est trop bas, il faut l'élever) ~ Tokony hasondrotra ny tranonao (Vous devriez exhausser votre maison) ~ Nasondrotry ny fanjakana izy (L'administration l'a promu à un poste plus élevé) |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny asondrotra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |