|
|
|
|

Teny iditra1  asongadina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Avahana tsara; avongady, aboridana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#588] to be uncovered
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#630] à séparer, à écarter, à isoler ; à dépouiller de ses vêtements
Ohatra  6  [4.27#] Azo asongadina fa lanin' ny sakafo ny antsasaky ny vola miditra, taratry ny fahantrana izany.
Fototeny  7  songadina
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  andaingosa, asangodina, asongadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21