Teny iditra | 1 asongona |
Fototeny | 2 songona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Omena amboniny amin' ny omena ny hafa: Roapolo monja ve no asongonao ny karamako amin' ny an-dRakoto nefa nanan-tombo telo andro ny andro niasako |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 asongona, songanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |