|
|
|
|

Teny iditra1  asononoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  sononoka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Atao mandeha misosa milamina tsara: Asononohy ny lakana fa tony ny andro ka tsy manonja ny rano

Fivaditsoratra  9  anosonako, asononoka, nasokonao

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29