Teny iditra | 1 ataboroaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Avoaka hiseho any ambadika, managorobaka (zava-maranitra mandoaka) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used to that which is made to go through anything bored. |
Fototeny | 5 taboroaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 akoratabao, ataboroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |