Teny iditra | 1 ataingina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 taingina |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Atao na apetraka eo ambony: Ataingeno eo ambony fatana ny vilany |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2#602] Used of that placed upon something |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#647] Ce que l’on superpose, celui ou ce qu’on met à califourchon ; ce gu'on offre de plus qu’un autre |
Ohatra |
11 [2.117#] ataingina eo ambony talantalana io vata io. 12 [1.437#] Tapa-jozoro no atao fitsipika, ary ataingina eo ambony fe no fanoratra izy. |
Fivaditsoratra | 13 ataingina, atanginay, taingaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |