Teny iditra | 1 atakalo |
Fototeny | 2 takalo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be given in exchange |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on donne en échange |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny atakalo io |
Fivaditsoratra | 14 atakalo, atakola, atolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |