|
|
|
|

Teny iditra1  atakoditra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] à faire cuire avec la peau
Fototeny  5  takoditra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  atakoditra, torakatady

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21