Teny iditra | 1 atakoditra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 takoditra |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3] à faire cuire avec la peau |
Fivaditsoratra | 10 atakoditra, torakatady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |