Teny iditra |
atalapetraka
(talapetraka (petraka))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | Asaina mitalapetraka, mipetraka ka ny tongotra mifanapaka sy mifanindry eo anoloana [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | à faire assoir les jambes croisées [Abinal 1888]
|
Endriteny |
atalapetraka
atalapetrako
atalapetrakao
atalapetrany
atalapetratsika
atalapetrakay
atalapetrakareo
atalapetrak'
atalapetra-
| |
natalapetraka
natalapetrako
natalapetrakao
natalapetrany
natalapetratsika
natalapetrakay
natalapetrakareo
natalapetrak'
natalapetra-
| |
hatalapetraka
hatalapetrako
hatalapetrakao
hatalapetrany
hatalapetratsika
hatalapetrakay
hatalapetrakareo
hatalapetrak'
hatalapetra-
| |
atalapetraho | |
|
|