|
|
|
|

Teny iditra1  ataovo soa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] tandremo!: Ataovo soa ny moñeña fa raha tsa mba hita ny hitsahan'ny aombe miañatsimo (Tandremo tsara ny fihavanana sao mety mbola hita mianatsimo ihany ny omby)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07