Teny iditra | 1 atarika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina mitarika: Omby firy no atarikao itỳ sarety irỳ |
Fototeny | 4 tarika |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 atakari, atarika, atraika, atrakay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |