Teny iditra atataovy (tatao)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atatao [fitanisana]
Ohatra 
1Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako [2.604]
2Ataotaovy eo an-dohako ny siny (Mettez la cruche sur ma tête) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31