|
|
|
|

Teny iditra1  atavona
Fototeny  2  tavona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na inona no natavon' ny ankizy itỳ sary
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  anavota, atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05