Teny iditra | 1 atehaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka fa tsy tanana tokana monja akory |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] (la main) avec laquelle on frappe, on applaudit |
Fototeny | 5 tehaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ahatake, atehaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |