|
|
|
|

Teny iditra1  atehaka
Fototeny  2  tehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka fa tsy tanana tokana monja akory [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  (la main) avec laquelle on frappe, on applaudit [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  ahatake, atehaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05