Teny iditra | 1 atidoha |
Singan-teny | 2 aty, loha |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] The brains. 6 [1.7] the brain |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] le cerveau |
Ohatra |
8 [2.424#] hafa ilay olona voan'ny tazo dia mety voan'ny tazon'ny atidoha izy. 9 [2.472#] Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. |
Voambolana |
10 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |