Teny iditra atikitra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny atỳ, saingy somary fitenin' ny ankizy: Mafana be atikitra izany
Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihan-dalana ny olona miaraka amin' ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Here. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ici, un endroit rapproché et qui est peu ou nullement en vue [1.107]
Ohatra 
1Tatikitra an-tranoko izy fahiny (Il est venu chez moi autrefois) [1.107]
2Atikitra hianao ka tsy miteny (Vous êtes là et vous ne dites rien [se dit à quelqu'un qu'on n'a pas vu tout d'abord]) [1.107]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atikitra
Ny lasa : tatikitra
Ny hoavy : ho atikitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22