Teny iditra | 1 ati-ririnina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] the coldest part of winter |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] le plus froid de l'hiver |
Ohatra |
5 [1.369#] Rehefa tonga i Alwine de Vos, ny 1°-n' ny janoary, tamin' ny atiririnina indrindra, dia nifantina akanjo no nasaiko nataony. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |