Teny iditra | 1 ati-trano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] [atitrano] the inside of a house |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] [atitrano] l'intérieur d'une maison |
Ohatra |
6 [2.332#] Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. 7 [2.470#] Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. |
Singan-teny | 8 aty, trano |
Fivaditsoratra | 9 ati-trano, naitatro, nitataro, notarati, tataroin |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |