Teny iditra | 1 ati-trano |
Singan-teny | 2 aty, trano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10] ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7][atitrano] the inside of a house |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8][atitrano] l'intérieur d'une maison |
Ohatra |
7 Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332#] 8 Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470#] |
Fivaditsoratra | 9 ati-trano, naitatro, nitataro, notarati, tataroin |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |