|
|
|
|

Teny iditra1  atoby
Fototeny  2  toby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Asaina milasy: Atobio eto ny miaramila
5  Angonina, vorina: Natoby teo an-tokotany ny remby azo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be placed in various places, as heaps of rice [1.2]
7  to be gathered in heaps; to be placed about in small heaps [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  qu'on réunit en tas; qu'on fait camper, qu'on place en petits tas [1.8]
Ohatra  9  Tany moa rahefa handihy ny ao an-tanàna, dia atoby iray toerana ny dabilio ao an-tsekoly, dia samy manao izay ataony eo ny olona. [2.4#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14  atoby, baoty, boaty

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20