Teny iditra | 1 atodintarina |
Singan-teny | 2 atody, tarina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fivontosan' ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin' ny taita na eo amin' ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#71] A swelling in the groin or armpits arising from hurts or wounds in the hand or foot. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] glandes à l'aine 7 [1.66] adénite, bubon 8 [1.5][atodiTArina] bubon |
Voambolana |
9 Fahasalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |