|
|
|
|

Teny iditra1  atodio
Fototeny  2  tody
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atody [Fitanisana]
Ohatra  4  atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1]

Fivaditsoratra  5  atodio, odiota

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21