Teny iditra atodiorokoroka (atody, oroka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny zaza vao menavava, izay atao koa hoe voatavo tsy mifandraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Infancy, state of pupilage, minority, incapacity on account of youth to conduct one's own affairs. [1.2]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/16