|
|
|
|

Teny iditra1  atodiorokoroka
Fototeny  2  atody, oroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#121] Teny ilazana ny zaza vao menavava, izay atao koa hoe voatavo tsy mifandraka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Infancy, state of pupilage, minority, incapacity on account of youth to conduct one's own affairs.
Kamban-teny 
Lohateny  7  Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety (Ravalison Edmond)

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/16