Teny iditra | 1 atohitra |
Fototeny | 2 tohitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina manohitra: Moa manana basy aman-tafondro hatohitra ny fahavalo ve ianareo? |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui sert à résister, à repousser; ce dont on se sert pour repousser, résister |
Ohatra |
6 saiky mbola natohiny ho any ihany raha tsy ny vavy no namily azy tamin-javatra hafa. [2.470] 7 Hehy valaka no nasetriny ahy, dia tari-dositra no natohiny azy. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 atohitra, haitatro, hitataro, hotarati, tahotray |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |