| Teny iditra | 1 atokany |
| Fototeny | 2 tokana |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atokana [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 Tsy hadinon' ilay voatondro ny fividianana ny mofon' I Sarila sy ny voan-kafeny ka atokany an-tsisin-tsobika ao tsy ho saro-draisina.
[2.470#40]
|
| Tsipelina hafa | 5 atokano |
| Fivaditsoratra | 6 akatony, 7 akotany, 8 atakony, atokany, 9 itokana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|