Teny iditra | atokona (tokona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao eo ambony toko mba handrahoina: Matetika ny mahantra no tsy mba manan-katokona akory [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atokona io | ||||||||
Fivaditsoratra | atokano, atokona, tokoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |