Teny iditra | 1 atokoy |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atoko [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.78] atokoy ny henanao, Rangahy itý, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho 4 [1.1] atokoy dimy ireto mpianatra ireto |
Fototeny | 5 toko |
Fivaditsoratra | 6 aotiko, atoiko, atokoy, iatoko, itokoa, otaiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |