|
|
|
|

Teny iditra1  atokoy
Fototeny  2  toko
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atoko [Fitanisana]
Ohatra  4  atokoy ny henanao, Rangahy itý, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho [1.78]
5  atokoy dimy ireto mpianatra ireto [1.1]

Fivaditsoratra  6  aotiko, atoiko, atokoy, iatoko, itokoa, otaiko

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31