Teny iditra | 1 atolaka |
Fototeny | 2 tolaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany! Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny atolaka io |
Fivaditsoratra | 10 atakalo, atakola, atolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |