Teny iditra | 1 atolotra |
Fototeny | 2 tolotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Aroso omena amin' ny tanana: Atolory azy io boky io Omena am-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana / Natolony azy ny fony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be presented to someone |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] à offrir, ce qu'on offre 7 [1.8] qu'on présente à quelqu'un |
Ohatra |
8 Dia atao ny an-doha ley volatsivaky, dia atolotra ny mpandray. [2.48] 9 Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny atolotra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |