Teny iditra (1/4) | 1 atomboka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao ny fiandohàny: Atombohy ny asanao |
Fototeny | 4 tomboka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny atomboka io |
Teny iditra (2/4) | 10 atomboka |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Entina miampanga tsy marina, manendrikendrika |
Fototeny | 13 tomboka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/4) | 18 atomboka |
Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Entina mitrandraka tany; entina manapaka: Vao natombony ny tany ny angady dia fanina izy |
Fototeny | 21 tomboka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (4/4) | 26 atomboka |
Sokajin-teny | 27 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.1] Entina manietaka kase, marika tsy mety afaka |
Fototeny | 29 tomboka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |