|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atoka (tonaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  avela hidonadona-poana
4  asaina miandry ela: Natonàkany foana teto aho [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  atonaka (tonaka)
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  11  entina manadofaka dona-tsetroka
12  entina mamono, mikapoka [1.1]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  17  akantao, akatona, akotana, antaoka, atakona, atokana, atonaka, atonàka, akantao, akatona, akotana, antaoka, atakona, atokana, atonaka, atonàka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31