Teny iditra atondritra (tondritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atodika
Atolaka (hadisoana)
Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à courber, à diriger vers; à rejeter sur [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atondritra, atondritro, atondritrao, atondriny, atondritsika, atondritray, atondritrareo, atondritr', atondri-, atondritry
Ny lasa : natondritra, natondritro, natondritrao, natondriny, natondritsika, natondritray, natondritrareo, natondritr', natondri-, natondritry
Ny hoavy : hatondritra, hatondritro, hatondritrao, hatondriny, hatondritsika, hatondritray, hatondritrareo, hatondritr', hatondri-, hatondritry
Filaza mandidy : atondrito
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20