|
|
|
|

Teny iditra1  atongilana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao mirona fa tsy miarina marina tsara: Natongilany ny vilana ka very ny ro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be slanted, to be tilted, to be made to lean or slant to one side
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on fait pencher d'un côté; qu'on penche
Fototeny  6  tongilana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  atongilana, tanangiloa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21