|
|
|
|

Teny iditra1  atono
Fototeny  2  tono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao ao anaty lelafo na ao anaty lavenona ho masaka: Atonoy ireto ovy ireto fa aza andrahoina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be broiled
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on grille
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny atono io

Fivaditsoratra  12  aoton, atono, onota

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21