Teny iditra atontaly (tontaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao ny fitambarany: Atontalio ny lany rehetra tamin' ny fitsangantsanganana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atontaly, atontaliko, atontalinao, atontaliny, atontalintsika, atontalinay, atontalinareo, atontalin', atontalin-, atontalim-
Ny lasa : natontaly, natontaliko, natontalinao, natontaliny, natontalintsika, natontalinay, natontalinareo, natontalin', natontalin-, natontalim-
Ny hoavy : hatontaly, hatontaliko, hatontalinao, hatontaliny, hatontalintsika, hatontalinay, hatontalinareo, hatontalin', hatontalin-, hatontalim-
Filaza mandidy : atontalio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05