| Teny iditra | 1 atopazo |
| Fototeny | 2 topy |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atopy [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 atopazo miankandrefana ny masonao fa saha mahafinaritra no ho hitanao
[1.1]
|
| Tovy hevitra | 5 atopazy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|