Teny iditra (1/2) | 1 atototra |
Fototeny | 2 tototra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina manototra, mameno: Itỳ ranon-tany itỳ no hatototrao itsy lavaka itsy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be filled into a place or into something |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#736] ce dont on couvre, ce avec quoi on comble 7 [1.8] qu'on met pour combler |
Ohatra |
8 Ary ny anaovana azy, dia varahina no tefena, dia asiana ranom-bola kely foana, dia atototra ny varahina, dia tonga tahaky ny vola tsara. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 atotòtra |
Fototeny | 15 tot |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Lefahina (hozatra) |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3#736] à secouer, (les nerfs) à détendre |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 23 atotòtra, atototra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |